plt-x-tanala_num_text_reg/19/09.txt

1 line
574 B
Plaintext

\v 9 Ny ijay madio die hagnavory ny lakevognan'ny ahomby vavy kely ka hametraka an'ijay eo amin'ny toerana madio avelagn'ny toby. Io lakevogna io die hampirimina hôn'ny fiaraha-monignan'ny fokon'olon'Israely. Hagnafangaro ny lakevogna amin'ny rano fagnadiovana amin'ny fahotana areo, satria ny lakevogna die laha tamin'ny fagnatitra noho ny ota. \v 10 Ijay nagnavory ny lakevognan'ny ahomby vavy kely die hanasa ny akanjone. Hitoboke maloto mandra-pahaligna Ijy. Ijay die ho lalàna maharitra hôn'ny fokon'olon'Israely ary hôn'ny vahiny ijay mipetraka miaraka amin-dreo.