plt-x-tanala_num_text_reg/17/08.txt

1 line
356 B
Plaintext

\v 8 Ny ampitso die niditra tao amin'ny lain'ny lalàn'ny fagnikena i Mosesy, ka igne nitsiry ny fiokan'i Arona hôn'ny fokon'i Levy. Nitsiry kibory ijay ka namoa vognone sy amygdala!\v 9 Nindôsin'i Mosesy nivôke tsy ho eo agnatrehan'i Yaveh ho eo amin'ny fokon'olon'Israely manontolo ny fioke abiaby, ka samby nangala ny fiokane aby ny olo kiraidraike.