plt-x-tanala_num_text_reg/06/16.txt

1 line
362 B
Plaintext

\v 16 Ôka hagnome an'io eo agnatrehan'i Yaveh ny mpisorogna. Ôka hagnome fagnatitra noho ny otany sy ny fagnatitra orôna ijy. \v 17 Miaraka amin'ny mofo tsy misy masirasira fenon'ny tanty, no ôka hagnomejane ny ondrilahy ho sorogna, die ny fagnati-pihavagnana hôn'i Yaveh. Ôka hagnome ny fagnatitra hohanina sy ny fagnatitra nomina mandy koa ny mpisorogna.