1 line
545 B
Plaintext
1 line
545 B
Plaintext
\v 37 Mbola nivoria tamin'i Mosesy indraike i Yaveh. Hoy Ijy hoe: \v 38 "Mivoriana amin'ny taranak'Israely ka mandidia an-dreo mba hambôtra somotr'aviavy hôn'ny tegnan-dreo hiraviravy laha teo amin'ny morogn'akanjon-dreo, mba hampiraviravy an'reo isaky ny morogne amin'ny tady mangamanga. Tokone hambôtre an'ijay areo mandritra ny taranaky ny fokon'olone.\v 39 Ho fampatsehivana manokagna hônareo ny didiko abiaby ijay, mba hagnatanteraka an'ajy ireo ka tsy hijahanareo manokagna ny fonareo sy ny masonareo ka hivarotanareo tegna amin-dreo. |