plt-x-tanala_num_text_reg/08/22.txt

1 line
256 B
Plaintext

\v 22 Magnarak'ijay, nienga nagnano ny fanompôna tao amin'ny tragno lay fihôgnana magnatrike an'i Arona sy ny janaka lahin'i Arona ny Levita. Manahaka an'ijay ny nandidian'i Yaveh an'i Mosesy mikasika ny Levita. Ijay ny fomba nitondrane ny Levita abiaby.