plt-x-tanala_num_text_reg/13/13.txt

1 line
350 B
Plaintext

\v 13 laha tamin'ny fokon'i Asera die i Setora janaka lahin'i Mikaela; \v 14 laha tamin'ny fokon'i Naftaly die i Naby janaka lahin'i Vofsy; \v 15 laha tamin'ny fokon'i Gada die i Geoela janaka lahin'i Maky. \v 16 Io ny agnaran'ny lelahy ijay nalefan'i Mosesy mba hijaha ny tany. Nangehin'i Mosesy tamin'ny agnaran'i Josoa i Hosea janaka lahin'i Nona.