1 line
309 B
Plaintext
1 line
309 B
Plaintext
\v 49 Araka ny nididin'i Yaveh, die nagnisa ny olo kiraidraike i Mosesy, araka ny karajagn'asa ijay nanondrôna an'aje aby. Nagnisa ny olo kiraidraike araka ny karajan'andraikitra nisahagnine aby ijy. Tamin'ny famboarana an'ijay, die nankatò ijay nididin'i Yaveh hamboarin-dreo tamin'ny alalan'i Mosesy areo. |