plt-x-tanala_num_text_reg/24/12.txt

1 line
578 B
Plaintext

\v 12 Ka hoy Balama namaly an'i Balaka hoe: "Nivorianiko tamin'ny mpitondra hafatre ijay nalefanao tatoy amin'ahe fa: \v 13 'Na die nagnome ny lapane feno volafotsy sy volamena an'ahe aja i Balaka, die tsy afaka hihôtre ny jakan'i Yaveh sy ny raha ratsy na tsara, na ny raha tiako hamboarina iaho. Ijay nivorianin'i Yaveh an'ahe mandy no ajoko vorianina.' Tsy nijakaiko tamin-dreo ve ijay? \v 14 Ka indro ankehitriny, hipody agne amin'ny fokon'oloko iaho. Kanefa mamelà an'ahe anao hampitandrigna anao ijay hatan'ireo fokon'olo ireo amin'ny fokon'olonao amin'ny andro ho avy."