plt-x-tanala_num_text_reg/26/19.txt

1 line
440 B
Plaintext

\v 19 Era sy Onana ny janak'i Joda, nefa maty tao amin'ny tany Kanana ireo lelahy ireo. \v 20 Ny fokon'ny taranak'i Joda die ito aby: laha tamin'i Sela, ny fokon'ny Selita, laha tamin'i Fareza, ny fokon'ny Farezita, laha tamin'i Zera, ny fokon'ny Zerita.\v 21 Ny taranak'i Fareza die io aby: laha tamin'i Hezrona, ny fokon'ny Hezronita, laha tamin'i Hamola ny fokon'ny Hamolita. \v 22 Io ny fokon'ny taranak'i Joda, ijay miisa 76.500 lahy.