plt-x-tanala_num_text_reg/23/25.txt

1 line
413 B
Plaintext

\v 25 Die hoy Balaka tamin'i Balama: "Aja manitsike an-dreo na magnampy an-dreo akory." \v 26 Fa namaly Balama ka nijaka tamin'i Balaka hoe: "Tsy efa nijaka taminao ve iaho fa tsy mentsy mivoria an'ijay abiaby asain'i Yaveh vorianiko?" \v 27 Ka die namaly an'i Balama i Balaka hoe: "Avia are, hindôsiko agne amin'ny toeran-kafa anao. Angamba mety hahafaly an'Andriamanitra ny hanitsihanao an-dreo hôn'ahe agne."