plt-x-tanala_num_text_reg/21/21.txt

1 line
566 B
Plaintext

\v 21 Avy teo Israely nandefa mpitondra hafatra tagne amin'i Sihona mpanjakan'i Amorita nagnano hoe: \v 22 "Abilay ahay hamakivaky eo amin'ny taninao. Tsy hivily agne amin'ny harenana abiaby na ny tanim-bôloboke ahay. Tsy hinogna rano laha teo amin'ny fangalan-dranonao ahay. Homba eo amin'ny lalagn'ny mpanjaka ahay mandra-pitodianay ny fari-taninao." \v 23 Fa tsy naken'i Sihona mpanjaka homba ny fari-tanin-dreo ny Israelita. Fa koja, namory ny tafikane i Sihona mpanjaka ka nanafika an'Israely tagne agn'efitre. Avy tagny Jahaza ijy, ijay nediane tamin'Israely.