plt-x-tanala_num_text_reg/21/08.txt

1 line
323 B
Plaintext

\v 8 Hoy Yaveh tamin'i Mosesy hoe: "Mamboara bibilava ka afihejo amin'ny hajo lava ijay. Ijay abiaby vôkekitre die ho velogna, laha mijaha an'ijay ijy." \v 9 Ka nambôtra bibilava varahigna Mosesy ka namehy an'ijay tamin'ny hajo lava. Laha magnekitra olo ny bibilava, laha nijaha ny bibilava varahigna ijy, die ho velogna.