plt-x-tanala_num_text_reg/20/25.txt

1 line
249 B
Plaintext

\v 25 Alay i Arona sy Eleazara janagne lahy, ka indôsy magnanika agne an-tampom-bohitre Hora areo. \v 26 Alay tamin'i Arona ny akanjo fisorognana ka ampanôvy an'i Eleazara janagne. Tsy mentsy ho faty Arona ka hamperahina amin'ny fokon'olone agne."