plt-x-tanala_num_text_reg/19/17.txt

1 line
670 B
Plaintext

\v 17 Atôvy hôn'ny olo maloto ijao: "Mangalà lakevogna laha tamin'ny fagnatitra orôna nohon'ny ota ka afangaroy ao agnaty siny miaraka amin'ny rano ireo. \v 18 Ny olo ijay madio die hangala hysopa, handatsaka an'ijay agnaty rano, ka hamafy an'ijay eo amin'ny lay, eo amin'ny fipitrahan-draha abiaby ao agnatin'ny lay, amin'ny olo ijay eo, ary amin'ijay abiaby nikasika ny tôlagna, ijay vôvono, ijay maty, na ny kobory. \v 19 Amin'ny andro fahatelo sy amin'ny andro fahafito, ny olo madio die hamafy an'ijay amin'ny olo maloto. Amin'ny andro fahafito ny olo maloto die hagnadio ny tegnane. Hanasa ny akanjone sady hoandro amin'ny rano ijy. Hadio ijy amin'ny hariva.