plt-x-tanala_num_text_reg/16/12.txt

1 line
555 B
Plaintext

\v 12 Ary Mosesy nangaike an'i Datana sy Abirama, janaka lahin'i Eliaba, fa nijaka areo hoe: "Tsy hoagne ahay. \v 13 Raha kely aminao angaha ny nitondrana anay nagnanika nivôke ny tany feno ronono sy tintely, mba hamono anay agn'efitre? Ankehitriny die magniry ny tegnanao hanapaka aminay eo anao! \v 14 Ho fagnampin'ijay, tsy nitondra anay tagne amin'ny tany feno ronono sy tintely Anao, na nagnome anay ny harenana sy tanim-bôloboke ho lova. Ankehitriny die magniry ny hahapôke anay amin'ny fampagnantenana fôgna ve Anao? Tsy hômin'Anao agne ahay."