plt-x-tanala_num_text_reg/27/06.txt

1 line
432 B
Plaintext

\v 6 Nijaka tamin'i Mosesy i Yaveh ka nagnano hoe: \v 7 "Marina ny vorian'ny janakavavin'i Zelofada. Tokone hagnome tany hôn-dreo tokôtre anao laha tamin'ny lovan'ny havan'iabane, ka tokone ho ajonao antoke fa ny lovan'ny iaban-dreo die tafita amin-dreo tokôtre. \v 8 Tokone hivoria amin'ny fokon'olon'Israely anao ka jakay hoe: "Laha misy olo maty ka tsy manan-janaka lahy, die tokone hafindranao amin'ny janakavavine ny lovane.