plt-x-tanala_num_text_reg/10/01.txt

1 line
260 B
Plaintext

\v 1 Nivoria tamin'i Mosesy i Yaveh. Hoy Ijy hoe: \v 2 "Mamboara trompetra volafotsy roe. Amin'ny tefy tagnana ny hamboaranao ny volafotsy. Tsy mentsy mampiasa ny trompetra anao hangihana ny fengonana miarake sady hangihana ny fengonana hamindra ny tobin-dreo.