plt-x-tanala_num_text_reg/22/28.txt

1 line
552 B
Plaintext

\v 28 Die namoha ny vavan'ny boriky i Yaveh mba hijaka ijy. Hoy ijy tamin'i Balama: "Ino ny natako anao ka nahatonga anao hamioka an'ahe ijay intelo ijay?" \v 29 Namaly ny boriky i Balama hoe: "Satria nimôlamôla tamin'ahe anao. Tokone mba hisy sabatre tetoy an-tagnako. Fa laha nisy, die efa matiko anao niany." \v 30 Hoy ny boriky tamin'i Balama: "Moa ve tsy iaho ny borikinao ijay nitengenanao nandritra ny fiaignanao abiaby mandraka niany? Moa ve efa nanam-pahajarana nagnano raha manahaka an'ijao taminao iaho talohake?" Hoy Balama hoe: "Tsiare."