plt-x-tanala_num_text_reg/22/05.txt

1 line
575 B
Plaintext

\v 5 Nagnirake raike ho agny amin'i Balama janak'i Beora, tao Petora ijay marivon'i Reniranon'i Eofrata, tao amin'ny tanin'ny firenenane sy fokon'olone ijy. Nangaike an'aje ijy ka nagnano hoe: "Indro, misy firenena laha tagne Egypta avy eto. Manarogna ny tany areo ka marivo an'ahy eto ijao. \v 6 Ka mevia moa amin'ijao ka tsitsiho hôn'ahe ijay firenena ijay, satria mahery lôtre amin'ahe areo. Angamba mba afaka hanafika an-dreo sady handrôka an-dreo amin'ny tany iaho. Fantatro fa na ija na ija tahinao die ho vôtahy, ary na ija na ija tsitsihinao, die ho vôtsitsike."