1 line
356 B
Plaintext
1 line
356 B
Plaintext
\v 8 Ny ampitso die niditra tao amin'ny lain'ny lalàn'ny fagnikena i Mosesy, ka igne nitsiry ny fiokan'i Arona hôn'ny fokon'i Levy. Nitsiry kibory ijay ka namoa vognone sy amygdala!\v 9 Nindôsin'i Mosesy nivôke tsy ho eo agnatrehan'i Yaveh ho eo amin'ny fokon'olon'Israely manontolo ny fioke abiaby, ka samby nangala ny fiokane aby ny olo kiraidraike. |