plt-x-tanala_num_text_reg/16/08.txt

1 line
642 B
Plaintext

\v 8 Die hoy indraike Mosesy tamin'i Kora hoe: "Ankehitriny mitenoa, anareo ry taranak'i Levy: \v 9 moa raha kely aminareo ve ny nampisarahin'Andriamanitra anareo tamin'ny fengonan'Israely, mba hitondra anareo marivon'ny tegnane, mba hambôtra ny asane ao amin'ny tabernakelin'i Yaveh, ka hitsangagna eo alohakan'ny fengonana mba hanompo an-dreo? \v 10 Nitondra anao marivo Ijy, sy ny rahalahinao abiaby, taranak'i Levy, miaraka aminao, nefa mbola mitady ny fisorognana mandy koa anareo! \v 11 Noho ijany ny nikambagnanareo sy ny akamanareo hanohitra an'i Yaveh. Ka nagnino anareo no mitaraigna mikasika an'i Arona, ijay mankatò an'i Yaveh?"