plt-x-tanala_num_text_reg/14/17.txt

1 line
544 B
Plaintext

\v 17 Ankehitriny, mitoreo aminao iaho, ampesay ny herinao makadiry. Fa efa nivoria Anao hoe: \v 18 'Tsy malaky vignitre Yaveh sady tsy mivadi-pagnikena. Mamela heloke sy fahotana Ijy. Tsy mba magnamarina ny diso Ijy fa mamaly ny fahotan'ny rajambe amin'ny tarakan-dreo, die amin'ny taranaka fahatelo sy fahefatre.' \v 19 Mamelà, mitoreo Aminao iaho, ny fahotan'itoy fokon'olo itoy nohon'ny hakadirin'ny famindram-ponao, hôtran'ny efa namelanao fehijay itoy fokon'olo itoy nanomboka tamin'ny fotôgna naha-tany Egypta an-dreo mandraka niany."