plt-x-tanala_num_text_reg/04/21.txt

1 line
328 B
Plaintext

\v 21 Nivoria tamin'i Mosesy indraike i Yaveh. Hoy ijy hoe: \v 22 "Mamboara mandy koa fagnisana an'ireo taranak'i Gersona, araka ny havan'ny rajamben-dreo, araka ny fokon-dreo. Isay ireo ijay telopolo hatamin'ny \v 23 dimampolo taogna. Isay ijay abiaby hagnatevin-daharana ny antoko mba hanompo ao amin'ny tragno lay fihôgnana.