1 line
336 B
Plaintext
1 line
336 B
Plaintext
\v 40 Hoy Yaveh tamin'i Mosesy: "Isay ny vôlohan-teraky ny fokon'olon'Israely abiaby ijay ray volagna loho miakatre. Reso ny agnaran-dreo. \v 41 Ôka halainao hôn'Ahe ny Levita- Iaho Yaveh- ho solon'ny vôlohan-teraky ny fokon'olon'Israely, sy ny biby fiompin'ny Levita ho solon'ny vôlohan-teraky ny biby fiompin'ny taranak'Israely." |