1 line
574 B
Plaintext
1 line
574 B
Plaintext
\v 24 Eliasafa janaka lahin'i Laela ny tsy mentsy hitarike ny fianakaviam-ben'ny taranaky ny Gersonita. \v 25 Ny fianakavian'i Gersona die tsy mentsy mikarakara ny tragno lay fihôgnana ka agnatin'ijay ao ny tabernakely. Hikarakara ny tragno lay areo, ny firakone, sy ny lamba ampesaina amin'ny fidirana ao amin'ny tragno lay fihôgnana. \v 26 Tsy mentsy mikarakara ny lamban-kianja areo, ny lamba eo amin'ny fidiran'ny kianja- ny kianja ijay magnodidigna ny fitobohana masina sy ny alitara. Ôka hikarakara ny tadin'ny tragno lay fihôgnana sy ijay abiaby ao amin'aje areo. |