plt-x-tanala_num_text_reg/31/06.txt

1 line
571 B
Plaintext

\v 6 Avy teo nalefan'i Mosesy an'ady areo, arivo amin'ny foko abiaby, niaraka tamin'i Finehasa janaka lahin'i Eleazara mpisorogna, sy niaraka tamin'ny fanaka saragne laha tao amin'ny fitoerana masina ary ny trompetra an-tagnane egne mba hitsofana ny fanerana. \v 7 Niady tamin'ny Midiana areo, araka ny nandidian'i Yaveh an'i Mosesy. Nivonin-dreo ny olo abiaby. \v 8 Nivonine ny mpanjakan'i Midiana niaraka tamin'ny sisan'ny matin-dreo: Evy, Rekema, Zora, Hora, ary Reba, ireo mpanjaka dimin'i Midiana. Nivonin-dreo tamin'ny sabatra mandy koa Balama janaka lahin'i Beora.