1 line
321 B
Plaintext
1 line
321 B
Plaintext
\v 32 Laha mbola tagne an-tany efitra ny fokon'olon'Israely, die nahita lelahy nambely hitay tamin'ny andro sabata areo. \v 33 Areo ijay nahita an'aje die nitondra an'aje tagne amin'i Mosesy, Arona, ary ny fiaraha-monigna abiaby. \v 34 Nitanan-dreo am-mpigadrana ijy satria mbola tsy vôvoria ijay tokone natao tamin'aje. |