plt-x-tanala_num_text_reg/15/04.txt

1 line
353 B
Plaintext

\v 4 Ôka hagnome sorogna orôna hôn'i Yaveh anareo sady koa ampahafolon'ny efaha amin'ny lafarinina tsara toto vôharoharo amin'ny menake ampahefatry ny hina ho fagnatitra hohanina. \v 5 Ôka hagnome dovay ampahefatry ny hina ho fagnatitra nomina hôn'ny janak'ondry kiraidraike mandy koa anareo, miaraka amin'ny fagnatitra orôna, na hôn'ny sorogna.