plt-x-tanala_num_text_reg/11/24.txt

1 line
451 B
Plaintext

\v 24 Nivôke Mosesy ka nivoria tamin'ny fokon'olo ny jakan'i Yaveh. Namory loholona fito-polo tamin'ny fokon'olo ijy ka nandahatra an-dreo nagnodidigna ny lay. \v 25 Nijotso laha tegne amin'ny rahogna Yaveh ka nivoria tamin'i Mosesy. Nangala ny Fagnahy saragne tao amin'i Mosesy i Yaveh ka nametraka an'ijay teo amin'ny loholona fito-polo. Laha nitoboke tao amin-dre ny Fagnahy, die naminany areo, kanefa tamin'io fotôgna io mandy fa tsy nipody koa.