plt-x-tanala_num_text_reg/08/09.txt

1 line
433 B
Plaintext

\v 9 Hitondra ny Levita eo alohakan'ny tragno lay fihôgnana sady hamory ny vondrogn'ny fokon'olon'Israely abiaby anao. \v 10 Laha mitondra ny Levita eo alohakan'i Yaveh anao, die tsy mentsy mametrake ny tagnane eo amin'ny Levita ny fokon'olon'Israely. \v 11 Tsy mentsy atolotr'i Arona eo agnatrehan'i Yaveh ny Levita, hôn'ny fagnatitra araviravy laha tamin'ny fokon'olon'Israely mba hahafahan-dreo magnano ny fanompôna an'i Yaveh.