1 line
308 B
Plaintext
1 line
308 B
Plaintext
\v 12 Noho ijay voriano hoe: "Yaveh mijaka hoe: "Indro, magnome fagnikem-pihavagnana an'i Finehasa Iaho. \v 13 Hôn'aje sy ny taranakane misolo an'aje, ho fifagnikem-pisorognana tsy manam-pahataperana ijay satria nanagna jotom-po hôn'Ahe, Andriamanitra ijy. Efa nagnonitre hôn'ny fokon'olon'Israely ijy."'" |