plt-x-tanala_num_text_reg/21/06.txt

1 line
337 B
Plaintext

\v 6 Avy teo i Yaveh nandefa bibilava misy poijina teo amin'ny fokon'olo. Nagnekitre ny olo ny bibilava; rahabe ny olo maty. \v 7 Nagnantogna an'i Mosesy ny fokon'olo ka nagnano hoe: "Nagnota ahay satria nivoria nanohitra anao sy Yaveh. Mivavaha amin'i Yaveh mba hangalane ny bibilava aminay." Ka die nivavaka hôn'ny fokon'olo i Mosesy.