plt-x-tanala_num_text_reg/29/20.txt

1 line
585 B
Plaintext

\v 20 Amin'ny andro fahatelon'ny fivoriana, die tsy mentsy magnome ahombilahy roe ambin'ny folo, ondrilahy roe, ary janak'ahomby herintaogna efatre ambin'ny folo, samby tsy manan-kilema anareo. \v 21 Tsy mentsy amperahinareo amin'io ny fagnatitra hohanina sy ny fagnatitra nomina hôn'ny ahombilahy, hôn'ny ondrilahy, ary hôn'ny janak'ondry, mamboara fagnatitra rahabe araka ijay vôdidy. \v 22 Tsy mentsy magnome osilahy raike ho fagnatitra nohon'ny fahotana ho fagnampin'ny fagnatitra orôna mahajatre, ny fagnatitra hohanina momba an'io, ary ny fagnatitra nomina amin'ijay anareo.