plt-x-tanala_num_text_reg/29/01.txt

1 line
249 B
Plaintext

\v 1 "Amin'ny volagna fahafito, amin'ny andro vôlohan'ny volagna, die tsy mentsy hagnano fivoriana masina hankalajana an'i Yaveh anareo. Tsy hambôtre ny raharaha mahajatre anareo amin'ijay andro ijay. Ho andro fitsofana ny trompetra hônareo ijay.