plt-x-tanala_num_text_reg/26/54.txt

1 line
503 B
Plaintext

\v 54 Ny amin'ny foko makadiry die tsy mentsy omenao lova rahabe, ary ny amin'ny foko kelikely die tsy mentsy omenao lova kitike. Ny amin'ny fianakaviana abiaby die tsy mentsy omenao lova araka ny isan'ny lelahy ijay vôisa. \v 55 Na ijay aja, ny tany tsy mentsy sarahina amin'ny filokana kisendrasendra. Mandova ny tany areo laha hijaraina eo amin'ny fokon'ny rajambene ijay. \v 56 Ny lovane die tsy mentsy mijara eo amin'ny foko angejabe sy kitike, nijaraina an-dreo tamin'ny filokana kisendrasendra."