plt-x-tanala_num_text_reg/14/41.txt

1 line
355 B
Plaintext

\v 41 Nefa hoy Mosesy: "Nagnino anareo no mandika ny didin'i Yaveh ankehitriny? Tsy hahomby anareo. \v 42 Aja mienga, satria tsy miaraka aminareo hanakagna anareo tsy ho resin'ny fahavalonareo Yaveh. \v 43 Agne ny Amalekita sy ny Kananita, ka ho fatin-tsabatre anareo satria efa nivily tamin'ny fagnarahana an'i Yaveh anareo. Ka tsy hiaraka aminareo Ijy."