plt-x-tanala_num_text_reg/01/38.txt

1 line
259 B
Plaintext

\v 38 Nisaina ny agnaran'ny lelahy abiaby ijay rôpolo taogna na mihôtre afaka mienga an'ady laha tamin'ny taranak'i Dana, laha tamin'ny fireketana an-tsoratre ny antokon'ny rajambene sy ny havan-dreo. \v 39 Niisa 62.700 lahy areo laha tamin'ny fokon'i Dana.