1 line
287 B
Plaintext
1 line
287 B
Plaintext
Ka nijaka i Mosesy hoe: "Amin'ijao no ahafantaranareo fa Yaveh no nagniraka an'ahy hambôtra ny asa abiaby, fa tsy nambôtre an'io tamin'ny saignako mandy iaho. Laha maty amin'ny fahafatesana vôjagnahary manahaka ny raha misy ara-dalàna ireo olo ireo, die tsy nandefa an'ahy i Yaveh. F |