plt-x-tanala_num_text_reg/11/16.txt

1 line
467 B
Plaintext

\v 16 Hoy Yaveh tamin'i Mosesy hoe: "Itondray loholon'Israely fitopolo Iaho. Atôvy ajo antoke fa loholona sady manam-boninahitra ny fokon'olo tokôtre areo. Indôsy ao amin'ny tragno lay fihôgnana areo mba hiara-hitsangagna aminao. \v 17 Hijotso sady hivoria aminareo agne Iaho. Hangala ny saragne amin'ny Fagnahy ijay ao aminao Iaho ka hametraka an'ijay amin-dreo. Hiara hibata ny enta-mavesatrin'ny fokon'olo hiaraka aminao areo. Tsy hitondra an'ijay rerike anao.