plt-x-tanala_num_text_reg/16/33.txt

1 line
441 B
Plaintext

\v 33 Die latsaka velogna tagne amin'ny fiaignan-tsy hita areo sy ny abiaby tao amin'ny havane. Nihidy teo ambonin-dreo ny tany, ka tamin'ijay ny nahafongotra an-dreo teo agnivon'ny fivondrognana. \v 34 Ny Israely abiaby magnodidigna an-dreo die nilefa tamin'ny kiakiakane. Nihiake areo hoe: "Mety hiteligna antsena mandy koa ny tany!" \v 35 Die nitselatre ny afo laha tamin'i Yaveh ka nandrapaka ny olo 250 ijay nagnome ditin-kajo magnitre.