plt-x-tanala_num_text_reg/08/20.txt

1 line
423 B
Plaintext

\v 20 Mosesy, Arona, ary ny vondrogn'ny fokon'olon'Israely manontolo nagnano an'ijay tamin'ny Levita. Nambôtra ny raha abiaby nandidian'i Yaveh an'i Mosesy ny amin'ny Levita areo. Nambôtra an'ijay niaraka tamin-dreo ny fokon'olon'Israely.\v 21 Nagnadio ny tegnane sady nanasa ny lambane ny Levita, ka Arona nagnome an-dreo ho fagnatitra araviravy hôn'i Yaveh sady nagnano fagnavotana hôn-dreo mba hagnadiovana an-dreo.