plt-x-tanala_num_text_reg/08/16.txt

1 line
486 B
Plaintext

\v 16 Amboary ijay, satria areo die an'Ahe tanteraka ijay laha teo amin'ny fokon'olon'Israely. Handray ny toeran'ny jaja lelahy kiraidraike aby ijay haterake vôlohane areo, die joky anakin'ny taranak'Israely abiaby. Efa nangala ny Levita hôn'ny tegnako Iaho. \v 17 An'Ahe ny joky anaka laha tao amin'ny fokon'olon'Israely abiaby, miaraka amin'ny olo sy ny biby. Tamin'ny andro ijay nangalako ny aignan'ny joky anaka abiaby tao amin'ny tany Egypta, die nanokagna an-dreo hôn'Ahe Iaho.