plt-x-tanala_num_text_reg/03/27.txt

1 line
357 B
Plaintext

\v 27 Laha tamin'i Kohata ireo fianakaviam-be ireo: havan'ny Amramita, ny havan'ny Izarita, ny havan'ny Hebronita, ny havan'ny Ozielita. \v 28 An'ny Kohatita ireo fianakaviam-be ireo. 8.600 lahy ray volagna loho miakatre ny efa vôisa mba hikarakara ny fanagnan'i Yaveh. \v 29 Ny halavan'ny taranak'i Kohata die tsy mentsy mitoby megnatsimon'ny tabernakely.