plt-x-tanala_num_text_reg/18/17.txt

1 line
425 B
Plaintext

\v 17 Fa ny vôlohan-teraky ny ahomby vavy, na ny vôlohan-teraky ny ondry, na vôlohan-teraky ny osy- ôka tsy hapodinareo vidina ireo biby ireo; fa vôtokagna hôn'Ahe ireo. Tokone hamafy ny ràn'ireo eo amin'ny alitara anao ka hagnoro ny saboran-dreo ho fagnatitra natao tamin'ny afo, hagnitre ankasitrahan'i Yaveh. \v 18 Ny henan-dreo die hônao. Hôtran'ny tratra sy ny fe havanana nasandratra, die hônao ny henan-dreo.