plt-x-tanala_num_text_reg/16/39.txt

1 line
423 B
Plaintext

\v 39 Nangala ny fitondran'afo varahigna i Eleazara mpisorogna ijay nampesain'ny olo ijay may, ka die nitifene ho fanarognana hôn'ny alitara io, \v 40 mba ho fampatsehivana hôn'ny fokon'olon'Israely, mba tsy hisy vahiny ijay tsy taranaka laha tamin'i Arona ho avy ka hagnoro ditin-kajo magnitre alohakan'i Yaveh, ka tsy hanjary hôtran'i Kora sy ny tarigne areo- araka ijay efa nandidian'i Yaveh tamin'ny alalan'i Mosesy.