1 line
349 B
Plaintext
1 line
349 B
Plaintext
\v 20 Die nivoria tamin'i Mosesy sy Arona i Yaveh hoe: \v 21 "Sarahy amin'itoy fengonana itoy ny tegnanareo mba hahafahako mandevogna an-dreo avy hatragne." \v 22 Nandohalike i Mosesy sy Arona ka nijaka hoe: "Andriamanitra, Andriamanitry ny fagnahin'ny olombelogna abiaby, laha magnota ny olo raike, die ho vignitra amin'ny fengonana abiaby ve anao? |