plt-x-tanala_num_text_reg/27/12.txt

1 line
562 B
Plaintext

\v 12 Hoy Yaveh tamin'i Mosesy: "Magnanihà egne tampom-bohitra Abarima ka jahay ny tany ijay nomeko ny fokon'olon'Israely. \v 13 Afaran'ny fahitanao an'ijay, anao, mandy koa, die havory agne amin'ny fokon'olonao, hôtran'i Arona rahalahinao. \v 14 Hipoitre ijay satria anareo roe die nikomy hanohitra ny didiko tagne agn'efitr'i Sinay. Agne, laha mikoriagna amin'ny vatolampy ny rano, amin'ny havigniranao ny tsy nahavitanao nagnome voninahitra an'Ahe ho masigna teo amason'ny fivondrognana manontolo." Io ny ranon'i Meriban'i Kadesy agne amin'ny efitr'i Sinay.