plt-x-tanala_num_text_reg/14/28.txt

1 line
495 B
Plaintext

\v 28 Jakay amin-dreo hoe: "Laha velogna koa Iaho', hoy Yaveh,' araka ny nivorianinareo tan-tadigniko teo, ny hamboarako an'ijao aminareo Iaho: \v 29 Hiampatre agne agn'efitre ny fatinareo, die anareo abiaby ijay nitaraigna ny amin'Ahe, anareo ijay vôisa tamin'ny fagnisam-pokon'olo, ny fikambagnan'isan'ny olo rôpolo taogna loho miakatre. \v 30 Tsy hiditra agne amin'ny tany ijay nampagnantenaiko hatanareo fonegnana tokôtre anareo, hafa-tsy tsy Kaleba janak'i Jefona sy Josoa janak'i Nona.