plt-x-tanala_num_text_reg/14/01.txt

1 line
431 B
Plaintext

\v 1 Tamin'ijay aligna ijay die nitagny mahare ny fengonana abiaby. \v 2 Nitsikera an'i Mosesy sy Arona ny fokon'olon'Israely abiaby. Hoy ny fengonana manontolo tamin-dreo: "Naleonay maty tagne amin'ny tany Egypta, na eto amin'itoy efitra itoy!\v 3 Nagnino no nitondra anay tamin'itoy tany itoy mba ho fatin-tsabatra Yaveh? Hanjary ho lasibatra amin'ijay ny sakejanay sy ny janakay. Moa ve tsy tsara aminay ny mipody agne Egypta?"