1 line
328 B
Plaintext
1 line
328 B
Plaintext
\v 16 Indro, natan'ireo viave ireo nagnota tamin'i Yaveh ny amin'i Peora tamin'ny alalan'ny torohevitr'i Balama ny olon'Israely, laha niparitaka teo amin'ny fengonan'i Yaveh ny areti-mandripake. \v 17 Amin'ijao ary, vonio ny jajalelahy eo amin'ny madinike abiaby, ary vonio ny viave abiaby ijay efa niara-nandry tamin'ny lelahy. |